Zahatany 18 Août 2018 |Dzama Cocktail Café Tamatave|

ZAHATANY
ZAHATANY
2.6 هزار بار بازدید - 6 سال پیش - Toamasiina: anaran'i Thomas Tew no
Toamasiina: anaran'i Thomas Tew no naha tonga ny anaran'ny tanan'i Toamasina ho nantsoina hoe Toamasina mandraka ankehitriny, izy dia teratany Anglisy "pirate" nipetraka nandritra ny taona maro tao Toamasina (1692 - 1695).
Niezaka nanova ny anaran'ny tanana ho Tamatave ny Frantsay rehefa tonga tao ny taon-jato faha 19, fa antsoin'ny tanora hoe Tamaga indray i Toamasina amin'izao fotoana izao.

Mahasarika mpizahatany maro i Toamasina noho izy amoron-tsiraka, na vahiny io na isika teratany Malagasy ka raha sendra mandalo any, toeram-pisakafoana iray tokony ho tsidihinao ny Dzama Cocktail café n°2 Tamatave, toeram-pisakafoanana luxe no sady manome lanja ny maha Malagasy sy ny vita Malagasy, ankoatry ny sakafo dia afaka mivimbina voan-dalana sy fahatsiarovana rehefa mandalo ao amin'ny Dzama Cocktail Café n°2 Tamatave⤵️
6 سال پیش در تاریخ 1397/05/27 منتشر شده است.
2,688 بـار بازدید شده
... بیشتر